Psalms 89:44 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nampitsahatra ny voninahiny Ianao ka nanongana ny sezafiandrianany ho amin’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nalefitrao hihodina ny lela-tsabany, ary tsy nanohana azy tamin’ny ady Ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nataonao tsy nahomby ny fiadian’ilay voahosotrao ary tsy notohananao akory tamin’ny ady izy.
Malagasy Bible 1865
Efa nampitsahatra ny voninahiny Hianao Ka nanongana ny seza fiandrianany ho amin'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nampitsahatra ny voninahiny Ianao ka nanongana ny sezafiandrianany ho amin’ny tany.
malagasy
Efa nampitsahatra ny voninahiny Hianao Ka nanongana ny seza fiandrianany ho amin'ny tany.