Psalms 89:45 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanafohy ny andron’ny fahatanorany Ianao ary nanaron-kenatra azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nendahanao ny voninahiny, ary nazeranao amin’ny tany ny seza fiandrianany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Notapahinao ny tehim-panjakàny ary naonganao ny sezafiandrianany, ka nadabokao ho amin’ny tany.
Malagasy Bible 1865
Efa nahafohy ny andron'ny fahatanorany Hianao Ary efa nanaron-kenatra azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanafohy ny andron’ny fahatanorany Ianao ary nanaron-kenatra azy.
malagasy
Efa nahafohy ny andron'ny fahatanorany Hianao Ary efa nanaron-kenatra azy.