Psalms 89:48 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Iza no lehilahy ho velona ka tsy hahita fahafatesana fa hahavonjy ny tenany tsy ho azon’ny fitoeran’ny maty?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsarovy ny hafohezan’ny andro iainako, sy ny zavatra tsinontsinona naharianao ny zanak’olombelona!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsarovy fa fohy loatra ny fiainako! Toa zava-poana dia zava-poana no naharianao anay olombelona.
Malagasy Bible 1865
Iza no olona ho velona tsy hahita fahafatesana, Fa hamonjy ny fanahiny tsy ho azon'ny tanan'ny fiainan-tsi-hita?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Iza no lehilahy ho velona ka tsy hahita fahafatesana fa hahavonjy ny tenany tsy ho azon’ny fitoeran’ny maty*?
malagasy
Iza no olona ho velona tsy hahita fahafatesana, Fa hamonjy ny fanahiny tsy ho azon'ny tanan'ny fiainan-tsi-hita? [Heb. Sheola]