Psalms 89:49 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tompo ô, aiza ny famindramponao fahiny izay nianiananao tamin’i Davida tamin’ny fahamarinanao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iza moa no velona tsy hahita fahafatesana, ary zovy no hahafaka ny fanahiny amin’ny herin’ny Seoly? - Selà
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Olona iza no velona ka tsy hiharam-pahafatesana, na hahavotra aina tsy voatanan’ny toeran’ny maty? Fiatoana
Malagasy Bible 1865
Tompo ô, aiza ny famindram-ponao fahiny, Izay nianiananao tamin'i Davida tamin'ny fahamarinanao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tompo ô, aiza ny famindramponao fahiny izay nianiananao tamin’i Davida tamin’ny fahamarinanao?
malagasy
Tompo ô, aiza ny famindram-ponao fahiny, Izay nianiananao tamin'i Davida tamin'ny fahamarinanao?