Psalms 89:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hidera ny fahagagana ataonao ny lanitra, TOMPO ô, ary eo amin’ny fivorian’ny masina koa ny fahamarinanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa te hampiorina mafy mandrakizay ny taranakao Aho, sy hanamafy ny seza fiandriananao, hatramin’ny taranaka rehetra.» - Selà
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hisy taranakao hajoroko ho mpanjaka hatrany hatrany; amin’ny taona rehetra ho avy no hanorenako ny fiandriananao.» Fiatoana
Malagasy Bible 1865
Ary ny lanitra hidera ny fahagagana ataonao, Jehovah ô, Ary ny fahamarinanao koa ao amin'ny fiangonan'ny olo-masina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hidera ny fahagagana ataonao ny lanitra, TOMPO ô, ary eo amin’ny fivorian’ny masina koa ny fahamarinanao.
malagasy
Ary ny lanitra hidera ny fahagagana ataonao, Jehovah ô, Ary ny fahamarinanao koa ao amin'ny fiangonan'ny olo-masina.