Psalms 89:50 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tompo ô, tsarovy ny latsa manjo ny mpanomponao; ny tratrako dia mivesatra ny firenena marobe,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aiza ny hatsaram-ponao fahiny, Tompo ô, izay nianiananao tamin’i Davida, tamin’ny fahamarinanao?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tompo ô, nankaiza irony mari-pitiavanao fahiny izay nianiananao marimarina tamin’i Davida?
Malagasy Bible 1865
Tompo ô, tsarovy ny latsa manjo ny mpanomponao, Ny tratrako vesaran'ny firenena rehetra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tompo ô, tsarovy ny latsa manjo ny mpanomponao; ny tratrako dia mivesatra ny firenena marobe,
malagasy
Tompo ô, tsarovy ny latsa manjo ny mpanomponao, Ny tratrako vesaran'ny firenena rehetra,