Psalms 89:51 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia ny nandatsan’ny fahavalonao, TOMPO ô, Eny, ny nandatsany ny dian’ny Voahosotrao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsarovy, Tompo, ity latsa manjò ny mpanomponao, fa mitondra ato amin’ny tratrako ny faniratsiràn’ny firenena aho;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tompo ô, diniho ny latsa manjo ahy mpanomponao izay itambesaran’ny fanalam-baràkan’ireo vahoaka,
Malagasy Bible 1865
Dia ny nandatsan'ny fahavalonao, Jehovah ô, Eny, ny nandatsany ny dian'ny voahosotrao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia ny nandatsan’ny fahavalonao, TOMPO ô, Eny, ny nandatsany ny dian’ny Voahosotrao!
malagasy
Dia ny nandatsan'ny fahavalonao, Jehovah ô, Eny, ny nandatsany ny dian'ny voahosotrao.Isaorana mandrakizay anie Jehovah. Amena dia Amena.