Psalms 89:52 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Isaorana mandrakizay anie NY TOMPO! Amena! Eny, Amena!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia ny faniratsiràn’ny fahavalonao, ry Iaveh, faniratsirana nanoherany ny dia nandrosoan’ny Voahosotrao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria latsain’ny fahavalonao, TOMPO ô, izaho mpanjaka voahosotrao; eny, latsain’ny fahavalonao aho na aiza na aiza andehanako.
Malagasy Bible 1865
Isaorana mandrakizay anie Jehovah. Amena dia Amena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Isaorana mandrakizay anie NY TOMPO! Amena! Eny, Amena!
malagasy
Isaorana mandrakizay anie Jehovah. Amena dia Amena.