Psalms 89:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa iza any an-danitra no mitovy amin’NY TOMPO? Ary iza amin’ny zanak’ireo andriamanitra no afa-mitaha amin’NY TOMPO?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry Iaveh, ny lanitra mankalaza ny fahagagana ataonao, mbamin’ny fahamarinanao eo amin’ny fiangonan’ny olona masina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO ô, aoka hidera Anao ny anjely any an-danitra noho izany zava-mahagaga nataonao izany; aoka hidera Anao ireo amin’ny fivoriany, indrindra koa noho ny toetranao mahatoky!
Malagasy Bible 1865
Fa iza any an-danitra no mitovy amin'i Jehovah? Ary iza amin'ny zanak'ireo andriamanitra no manahaka an'i Jehovah,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa iza any an-danitra no mitovy amin’NY TOMPO? Ary iza amin’ny zanak’ireo andriamanitra no afa-mitaha amin’NY TOMPO?
malagasy
Fa iza any an-danitra no mitovy amin'i Jehovah? Ary iza amin'ny zanak'ireo andriamanitra no manahaka an'i Jehovah,