Psalms 89:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Andriamanitra mahatahotra indrindra eo amin’ny filankevitr’ireo masina ary hatahoran’izay rehetra manodidina Azy fatratra?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa iza any an-danitra no hitaha amin’i Iaveh? Iza amin’ireo zanak’Andriamanitra no manahaka an’i Iaveh?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO ô, tsy misy tahaka Anao any an-danitra; ary tsy misy mitovy aminao ireo andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Dia Andriamanitra mahatahotra indrindra eo amin'ny fiangonan'ny olo-masiny Ary hajain'izay rehetra manodidina Azy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Andriamanitra mahatahotra indrindra eo amin’ny filankevitr’ireo masina ary hatahoran’izay rehetra manodidina Azy fatratra?
malagasy
Dia Andriamanitra mahatahotra indrindra eo amin'ny fiangonan'ny olo-masiny Ary hajain'izay rehetra manodidina Azy?