Psalms 89:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
RY TOMPO, Andriamanitra Tompon’izao rehetra izao ô, iza no mahery tahaka Anao, TOMPO ô? Manodidina Anao ny fahamarinanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mahatahotra Andriamanitra eo amin’ny fiangonam-ben’ny olo-masina, mahatahotra ho an’ireo rehetra manotrona Azy Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa Andriamanitra mampitolagaga Ianao eo amin’ny fivorian’ny anjely, ka lehibe sy hajaina kokoa noho ireo rehetra manodidina Anao.
Malagasy Bible 1865
Jehovah, Andriamanitry ny maro, ô, iza no mahery tahaka Anao, Jehovah? Ary manodidina Anao ny fahamarinanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
RY TOMPO, Andriamanitra Tompon’izao rehetra izao ô, iza no mahery tahaka Anao, TOMPO ô? Manodidina Anao ny fahamarinanao.
malagasy
Jehovah, Andriamanitry ny maro, ô, iza no mahery tahaka Anao, Jehovah? Ary manodidina Anao ny fahamarinanao.