Psalms 89:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ianao manapaka ny fisavoanan’ny ranomasina; raha manonja ny alondrano dia mampitsahatra azy Ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry Iaveh, Andriamanitry ny tafika, iza no tahaka Anao? Mahery Ianao, Iaveh, ary manodidina Anao ny fahamarinanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry TOMPO Andriamanitr’izao rehetra izao ô, iza moa no mahery toa Anao? Ny toetranao mahatoky no mipariaka manodidina Anao.
Malagasy Bible 1865
Hianao manapaka ny fisavoan'ny ranomasina; Raha manonja ny alony, dia mampitsahatra azy Hianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ianao manapaka ny fisavoanan’ny ranomasina; raha manonja ny alondrano dia mampitsahatra azy Ianao.
malagasy
Hianao manapaka ny fisavoan'ny ranomasina; Raha manonja ny alony, dia mampitsahatra azy Hianao.