Psalms 9:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka hatoky Anao izay mahalala ny anaranao, fa tsy mba afoinao izay mitady Anao, TOMPO ô!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Iaveh dia fiarovana ho an’ny ampahorîna, fiarovana ho amin’ny andron’ny fahoriana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny TOMPO no fialofana ho an’ny ampahorîna, eny, fialofana amin’ny andro mahory.
Malagasy Bible 1865
Ary hatoky Anao izay mahalala ny anaranao; fa tsy foinao izay mitady Anao, Jehovah ô.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka hatoky Anao izay mahalala ny anaranao, fa tsy mba afoinao izay mitady Anao, TOMPO ô!
malagasy
Ary hatoky Anao izay mahalala ny anaranao; fa tsy foinao izay mitady Anao, Jehovah ô.