Psalms 9:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mihirà ho an’NY TOMPO izay mitoetra any Ziona, ambarao any amin’ny firenena ny asany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianao no itokian’izay mahalala ny Anaranao fa tsy mandao izay mitady Anao Ianao, ry Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka hiantehitra aminao ireo mahalala tsara Anao, satria Ianao tsy mba mandao izay mitady Anao, TOMPO ô!
Malagasy Bible 1865
Mankalazà an'i Jehovah,Izay mitoetra any Ziona; ambarao any amin'ny firenena ny asany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mihirà ho an’NY TOMPO izay mitoetra any Ziona*, ambarao any amin’ny firenena ny asany.
malagasy
Mankalazà an'i Jehovah,Izay mitoetra any Ziona; ambarao any amin'ny firenena ny asany.