Psalms 9:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa manadina ny ra latsaka Izy ka mahatsiaro ny ampahorina; tsy manadino ny fitarainany Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mankalazà an’i Iaveh izay mitoetra any Siôna, ambarao amin’ny firenena ny asa lehibe nataony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ankalazao amin’ny zava-maneno ny TOMPO Izay monina ao Tsiôna, ary ambarao amin’ireo firenena ny zava-mahatalanjona nataony;
Malagasy Bible 1865
Fa izay manadin-drà dia mahatsiaro ny ory; tsy manadino ny fitarainany Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa manadina ny ra latsaka Izy ka mahatsiaro ny ampahorina; tsy manadino ny fitarainany Izy.
malagasy
Fa izay manadin-drà dia mahatsiaro ny ory; tsy manadino ny fitarainany Izy.