Psalms 9:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mamindrà fo amiko, TOMPO ô, jereo ny fahoriako nataon’izay mankahala ahy, Ianao izay manandratra ahy ho afaka amin’ny vavahadin’ny fahafatesana,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria izay manadina ny ra nalatsaka dia nahatsiaro izany; tsy nanadino ny fitarainan’ny tra-pahoriana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria mikaroka ny mpamono olona Izy sady mahatsiaro ireo voavono ho faty sy ny fitarainan’ireo mahantra.
Malagasy Bible 1865
Mamindrà fo amiko, Jehovah ô; mitsinjova ny fahoriako avy amin'izay mankahala ahy, Ry Mpanandratra ahy ho afaka amin'ny vavahadin'ny fahafatesana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mamindrà fo amiko, TOMPO ô, jereo ny fahoriako nataon’izay mankahala ahy, Ianao izay manandratra ahy ho afaka amin’ny vavahadin’ny fahafatesana,
malagasy
Mamindrà fo amiko, Jehovah ô; mitsinjova ny fahoriako avy amin'izay mankahala ahy, Ry Mpanandratra ahy ho afaka amin'ny vavahadin'ny fahafatesana,