Psalms 9:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba hilazako eo am-bavahadin’i Ziona zanakavavy, ny fiderana Anao rehetra ary hifaliako amin’ny famonjenao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mamindrà fo amiko, ry Iaveh, hoy ireny; jereo ity fahoriana amelin’ny fahavaloko ahy fa Ianao no mampiverina ahy avy amin’ny vavahadin’ny fahafatesana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Iantrao aho, TOMPO ô, ka jereo ny fahoriako, noho ny afitsoky ny mpankahala ahy; Ianao no misintona ahy ho afaka amin’ny hasomparan’ny fahafatesana.
Malagasy Bible 1865
Mba holazaiko avokoa ny fideràna Anao rehetra; eo am-bavahadin'i Ziona zanakavavy no hifaliako amin'ny famonjenao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba hilazako eo am-bavahadin’i Ziona zanakavavy, ny fiderana Anao rehetra ary hifaliako amin’ny famonjenao.
malagasy
Mba holazaiko avokoa ny fideràna Anao rehetra; eo am-bavahadin'i Ziona zanakavavy no hifaliako amin'ny famonjenao.