Psalms 9:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Latsaka tamin’ny lavaka izay nohadiny ny Jentilisa; ny fandrika harato izay nafeniny ihany no nahazo ny tongony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba hahazoako mitory ny fiderana rehetra, eo am-bavahadin’ny zanaka vavin’i Siôna, sy hientan-kafaliana noho ny famonjenao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izay dia hotanisaiko avokoa ireo anton-javatra iderako Anao; ao an-tanànan’i Tsiôna no hiravoako, satria Mpamonjy ahy tokoa Ianao.
Malagasy Bible 1865
Ny jentilisa efa latsaka tamin'ny lavaka izay nohadiny, ny fandrika harato izay nafeniny efa nahazo ny tongony,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Latsaka tamin’ny lavaka izay nohadiny ny Jentilisa; ny fandrika harato izay nafeniny ihany no nahazo ny tongony.
malagasy
Ny jentilisa efa latsaka tamin'ny lavaka izay nohadiny, ny fandrika harato izay nafeniny efa nahazo ny tongony,