Psalms 9:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
NY TOMPO manao izay hahafantarana Azy ho Mpitsara; namandrika ny ratsy fanahy tamin’ny asan’ny tanany Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Latsaka tamin’ny lavaka nohadiny ny firenena; voan’ny fandrika harato nafeniny ny tongony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny lavaka izay nohadîny ihany no nianjeran’ireo hafa firenena; ny fandrika harato nafeniny ihany no nahavoasingotra ny tongony.
Malagasy Bible 1865
Jehovah efa nanao izay mampiseho ny tenany ho Mpitsara; namandrika ny ratsy fanahy tamin'ny asan'ny tànany Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
NY TOMPO manao izay hahafantarana Azy ho Mpitsara; namandrika ny ratsy fanahy tamin’ny asan’ny tanany Izy.
malagasy
Jehovah efa nanao izay mampiseho ny tenany ho Mpitsara; namandrika ny ratsy fanahy tamin'ny asan'ny tànany Izy.