Psalms 9:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy ho mandrakizay no hanadinoana ny mahantra ary tsy ho very mandrakizay ny fanantenan’ny mpandefitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miverina ho any amin’ny Seoly ny ratsy fanahy, ny firenena rehetra izay manadino an’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Any amin’ny fonenan’ny maty no aoka hiverenan’ny ratsy fanahy, dia ireo tsy mpivavaka rehetra izay mpanadino an’Andriamanitra!
Malagasy Bible 1865
Fa tsy ho mandrakizay no hanadinoana ny malahelo; ary tsy ho very mandrakizay ny fanantenan'ny mahantra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy ho mandrakizay no hanadinoana ny mahantra ary tsy ho very mandrakizay ny fanantenan’ny mpandefitra.
malagasy
Fa tsy ho mandrakizay no hanadinoana ny malahelo; ary tsy ho very mandrakizay ny fanantenan'ny mahantra.