Psalms 9:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitsangàna, TOMPO ô! Aoka tsy hahery ny olona! Aoka hotsaraina eo anatrehanao ny Jentilisa!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny malahelo tsy mba hadinoina hatrany hatrany; ny fanantenan’ny ory tsy rava mandrakizay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andriamanitra kosa tsy hanadino na oviana na oviana ny malahelo; ary tsy ho very mandrakizay ny fanantenan’ireo mahantra.
Malagasy Bible 1865
Mitsangàna, Jehovah ô, aoka tsy hahery ny olona; aoka hotsaraina eo anatrehanao ny jentilisa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitsangàna, TOMPO ô! Aoka tsy hahery ny olona! Aoka hotsaraina eo anatrehanao ny Jentilisa!
malagasy
Mitsangàna, Jehovah ô, aoka tsy hahery ny olona; aoka hotsaraina eo anatrehanao ny jentilisa.Asio fampahatahorana izy, Jehovah ô; aoka ho fantatry ny jentilisa fa olona ihany izy. [Na: fampianarana]