Psalms 9:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho faly sy ho ravoravo Aminao aho; hankalaza ny anaranao aho, ry Avo Indrindra!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hidera an’i Iaveh amin’ny foko rehetra aho, hanambara ny zava-mahagaga rehetra nataonao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hidera Anao amin’ny foko manontolo aho, TOMPO ô, ka hitantara ny zava-mahagaga rehetra nataonao.
Malagasy Bible 1865
Ho faly sy ho ravoravo aminao aho; hankalaza ny anaranao aho ry Avo Indrindra ô,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho faly sy ho ravoravo Aminao aho; hankalaza ny anaranao aho, ry Avo Indrindra!
malagasy
Ho faly sy ho ravoravo aminao aho; hankalaza ny anaranao aho ry Avo Indrindra ô,