Psalms 9:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ataovy eo aminy ny horohoro, TOMPO ô! Aoka ho fantatry ny Jentilisa fa olona ihany izy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mitsangàna, ry Iaveh, aoka tsy ho ny olombelona no hahery; aoka hotsaraina eo anatrehan’ny Tavanao ny firenena!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mirotsaha an-tsehatra re, TOMPO ô, aza avela hahery noho Ianao ny olona. Enga anie ireo hafa firenena hotsaraina eo anatrehanao!
Malagasy Bible 1865
Asio fampahatahorana izy, Jehovah ô; aoka ho fantatry ny jentilisa fa olona ihany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ataovy eo aminy ny horohoro, TOMPO ô! Aoka ho fantatry ny Jentilisa fa olona ihany izy!
malagasy
Asio fampahatahorana izy, Jehovah ô; aoka ho fantatry ny jentilisa fa olona ihany izy. [Na: fampianarana]