Psalms 9:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa lasa nihemotra ny fahavaloko dia nirepirepy ka ringana tsy ho eo anatrehanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hifaly sy hientan-kafaliana aminao aho, hihira ny Anaranao aho, ry Avo indrindra ô!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho faly sy ravo aminao aho, ry Avo Indrindra ô, ary hankalaza ny anaranao amin’ny zava-maneno.
Malagasy Bible 1865
Satria lasa nihodina ny fahavaloko, nirepirepy izy ka ringana tsy ho eo anatrehanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa lasa nihemotra ny fahavaloko dia nirepirepy ka ringana tsy ho eo anatrehanao.
malagasy
Satria lasa nihodina ny fahavaloko, nirepirepy izy ka ringana tsy ho eo anatrehanao.