Psalms 9:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa nitsara ahy Ianao ka nanome ahy ny rariny; mipetraka eo amin’ny sezafiandriananao Ianao ary mitsara marina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Lasa mihemotra ny fahavaloko, mandraingiraingy izy, dia lavo teo anatrehan’ny Tavanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miverina ilalana ireo fahavaloko; lavo izy ka ringana teo anoloanao.
Malagasy Bible 1865
Fa efa nitsara ahy Hianao ka nanome ahy ny rariny; mipetraka eo amin'ny seza fitsaranao Hianao ho Mpitsara marina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa nitsara ahy Ianao ka nanome ahy ny rariny; mipetraka eo amin’ny sezafiandriananao Ianao ary mitsara marina.
malagasy
Fa efa nitsara ahy Hianao ka nanome ahy ny rariny; mipetraka eo amin'ny seza fitsaranao Hianao ho Mpitsara marina.