Psalms 9:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa NY TOMPO mitoetra mandrakizay. Nampiorina ny sezafiandrianany ho amin’ny fitsarana Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Levona ny fahavalo! faharavana haharitra mandrakizay! Tanàna nofongoranao! Very mbamin’ny fahatsiarovana azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nifarana hatreo ny amin’ny fahavalonay, satria rava tanteraka izy; efa narodanao ireo tanànany, ka tsy hotsarovana intsony.
Malagasy Bible 1865
Kanefa Jehovah mitoetra mandrakizay, efa nametraka ny sezany hitsarany Izy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa NY TOMPO mitoetra mandrakizay. Nampiorina ny sezafiandrianany ho amin’ny fitsarana Izy.
malagasy
Kanefa Jehovah mitoetra mandrakizay, efa nametraka ny sezany hitsarany Izy,