Psalms 9:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hitsara izao tontolo izao amin’ny fahamarinana Izy; eny, hitsara ny firenena amin’ny fahitsiana Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa i Iaveh kosa mipetraka mandrakizay, efa voatsangany ny sezany hitsarany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Injay ny TOMPO Izay maharitra mandrakizay: mametraka ny sezafiandrianana hitsarany Izy,
Malagasy Bible 1865
Ary Izy hitsara izao tontolo izao amin'ny fahamarinana, eny hitsara ny firenena amin'ny fahitsiana Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hitsara izao tontolo izao amin’ny fahamarinana Izy; eny, hitsara ny firenena amin’ny fahitsiana Izy.
malagasy
Ary Izy hitsara izao tontolo izao amin'ny fahamarinana, eny hitsara ny firenena amin'ny fahitsiana Izy.