Psalms 90:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Iza no mahafantatra ny herin’ny fahatezeranao sy ny fahaviniranao araka izay tokony ho fahatahorana Anao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zovy no mahafantatra ny herin’ny fahatezeranao, ary ny fahaviniranao, araka ny fahatahorana mendrika hatao Anao?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Iza no mahalala ny herin’ny fahatezeranao ary hanaja Anao araka ny fahaviniranao?
Malagasy Bible 1865
Iza no mahafantatra ny herin'ny fahatezeranao sy ny fahaviniranao Araka izay tokony ho fahatahorana Anao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Iza no mahafantatra ny herin’ny fahatezeranao sy ny fahaviniranao araka izay tokony ho fahatahorana Anao?
malagasy
Iza no mahafantatra ny herin'ny fahatezeranao sy ny fahaviniranao Araka izay tokony ho fahatahorana Anao?