Psalms 90:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mampianara anay hanisa ny andronay, hahazoanay fo hendry.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ampianaro hanisa tsara ny andronay izahay, mba hahazoanay fo hendry.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ampahafantaro anay fa voaisa ny andronay mba hahatonga anay hanana fisainana hendry.
Malagasy Bible 1865
Mampianara anay hanisa ny andronay, Hahazoanay fo hendry.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mampianara anay hanisa ny andronay, hahazoanay fo hendry.
malagasy
Mampianara anay hanisa ny andronay, Hahazoanay fo hendry.