Psalms 90:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miverena, TOMPO ô! Mandra-pahoviana? Mba aneneno ny aminay mpanomponao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miverena, ry Iaveh, mandra-pahoviana no?... Mamindrà fo amin’ny mpanomponao!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO ô, mandra-pahoviana no mbola hitezeranao anay? Mba itodiho izahay mpanomponao ka amindrao fo.
Malagasy Bible 1865
Miverena, Jehovah ô! Mandra-pahoviana? Ary mba aneneno ny amin'ny mpanomponao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miverena, TOMPO ô! Mandra-pahoviana? Mba aneneno ny aminay mpanomponao!
malagasy
Miverena, Jehovah ô! Mandra-pahoviana? Ary mba aneneno ny amin'ny mpanomponao.