Psalms 90:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Vokiso ny famindramponao nony maraina izahay mba hihobianay sy hifalianay amin’ny andro rehetra hiainanay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vokiso ny hatsaram-ponao izahay, ny maraina, dia hifaly sy hiravoravo, amin’ny andronay rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fenoy ny fitiavanao izahay raha vao maraina, dia hihoby sy hifaly amin’ny andro sisa iainanay.
Malagasy Bible 1865
Vokiso ny famindram-ponao nony maraina izahay, Mba hihobianay sy hifalianay amin'ny andro rehetra hiainanay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Vokiso ny famindramponao nony maraina izahay mba hihobianay sy hifalianay amin’ny andro rehetra hiainanay.
malagasy
Vokiso ny famindram-ponao nony maraina izahay, Mba hihobianay sy hifalianay amin'ny andro rehetra hiainanay.