Psalms 90:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mampifalia anay araka ny andro nampahorianao anay sy ny taona nahitanay loza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ampifalio araka ny andro nampahorianao anay izahay, sy araka ny taona nahitanay loza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka hampifalînao izahay araka ny andro nampahorînao anay sy araka ny taona nahitanay loza!
Malagasy Bible 1865
Mampifalia anay araka ny andro nampahorianao anay Sy ny taona nahitanay loza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mampifalia anay araka ny andro nampahorianao anay sy ny taona nahitanay loza.
malagasy
Mampifalia anay araka ny andro nampahorianao anay Sy ny taona nahitanay loza.