Psalms 90:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka hiseho aminay mpanomponao ny asanao ary ny voninahitrao amin’ny zanakay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka hiharihary amin’ny mpanomponao ny asanao, mbamin’ny voninahitrao, ho an’ny taranany!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny ataonao aminay anie ho hitanay maso ary ny voninahitrao ho tsapan’ny taranakay!
Malagasy Bible 1865
Aoka hiseho amin'ny mpanomponao ny asanao, Ary ny voninahitrao amin'ny zanany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka hiseho aminay mpanomponao ny asanao ary ny voninahitrao amin’ny zanakay.
malagasy
Aoka hiseho amin'ny mpanomponao ny asanao, Ary ny voninahitrao amin'ny zanany.Ary aoka ho aminay ny fahasoavan'ny Tompo Andriamanitray; Ary ampitoero aminay ny asan'ny tananay; Eny, ny asan'ny tananay, ampitoero izy.