Psalms 90:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka ho aminay ny fahasoavan’ny Tompo Andriamanitray! Ampitoero aminay ny asan’ny tananay; Eny, ny asan’ny tananay, ampitoero izy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho aminay anie ny fanambinan’i Iaveh, Andriamanitray! Hamafiso aminay ny asan’ny tananay; eny, hamafiso ny asan’ny tananay!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry Tompo Andriamanitray ô, aoka ho aminay ny fahamoram-panahinao ka ampahombiazo ny asan’ny tananay; eny, ampahombiazo ny asan’ny tananay.
Malagasy Bible 1865
Ary aoka ho aminay ny fahasoavan'ny Tompo Andriamanitray; Ary ampitoero aminay ny asan'ny tananay; Eny, ny asan'ny tananay, ampitoero izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka ho aminay ny fahasoavan’ny Tompo Andriamanitray! Ampitoero aminay ny asan’ny tananay; Eny, ny asan’ny tananay, ampitoero izy!
malagasy
Ary aoka ho aminay ny fahasoavan'ny Tompo Andriamanitray; Ary ampitoero aminay ny asan'ny tananay; Eny, ny asan'ny tananay, ampitoero izy.