Psalms 90:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mamerina ny olona ho amin’ny vovoka Ianao ka miteny hoe: Miverena, ry zanak’olombelona!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mampanjary ny olombelona ho vovoka Ianao, ka manao hoe: «Miverena, ry zanak’olombelona!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Averinao ho vovoka ny olona ka ilazanao hoe: «Miverena amin’izay niavianareo, rey olombelona.»
Malagasy Bible 1865
Mamerina ny olona ho amin'ny vovoka Hianao Ka manao hoe: Miverena, ry zanak'olombelona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mamerina ny olona ho amin’ny vovoka Ianao ka miteny hoe: Miverena, ry zanak’olombelona!
malagasy
Mamerina ny olona ho amin'ny vovoka Hianao Ka manao hoe: Miverena, ry zanak'olombelona.[Heb. fahatorotoroana]