Psalms 90:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa eo imasonao ny arivo taona dia toy ny fandalon’ny omaly ary tahaka ny fotoam-piambenana iray amin’ny alina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa eo imasonao, ny arivo taona, dia tahaka ny andro omaly, raha mandalo izy, ary tahaka ny fiambenana iray amin’ny alina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa eo imasonao ny arivo taona dia toy ny andro omaly efa lasana na ora vitsivitsy amin’ny alina.
Malagasy Bible 1865
Fa eo imasonao ny arivo taona dia toy ny fandalon'ny omaly, Ary tahaka ny fotoam-piambenana iray amin'ny alina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa eo imasonao ny arivo taona dia toy ny fandalon’ny omaly ary tahaka ny fotoam-piambenana iray amin’ny alina.
malagasy
Fa eo imasonao ny arivo taona dia toy ny fandalon'ny omaly, Ary tahaka ny fotoam-piambenana iray amin'ny alina.