Psalms 90:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mipaoka azy tahaka ny riaka Ianao; torimaso izy; amin’ny maraina dia tahaka ny ahitra mora miova izy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manindrona azy toy ny nofy Ianao; ny maraina, mitsimoka indray izy, toy ny ahitra;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Farananao ny fiainan’ny olona ka mihelina toa torimaso maraina; tahaka ny ahitra maniry izy,
Malagasy Bible 1865
Manindao azy tahaka ny riaka Hianao torimaso izy; Amin'ny maraina tahaka ny ahitra mora miova izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mipaoka azy tahaka ny riaka Ianao; torimaso izy; amin’ny maraina dia tahaka ny ahitra mora miova izy;
malagasy
Manindao azy tahaka ny riaka Hianao torimaso izy; Amin'ny maraina tahaka ny ahitra mora miova izy.