Psalms 90:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
amin’ny maraina dia mamony izy nefa mora miova; amin’ny hariva dia voajinja izy ka maina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mamòny sy maniry izy ny maraina; fa malazo sy maina ny hariva.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka mamony sy mandrobona nony maraina, fa malazo sy maina nony hariva.
Malagasy Bible 1865
Amin'ny maraina mamony izy, nefa mora miova; Amin'ny hariva voajinja izy ka maina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
amin’ny maraina dia mamony izy nefa mora miova; amin’ny hariva dia voajinja izy ka maina.
malagasy
Amin'ny maraina mamony izy, nefa mora miova; Amin'ny hariva voajinja izy ka maina.[Na: Amin'ny maraina dia tahaka ny kolokolon'ahitra izy]