Psalms 90:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lanin’ny fahatezeranao izahay ary raiki-tahotra noho ny fahaviniranao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy izany no andevonan’ny fahatezeranao anay, sy ampitahoran’ny fahaviniranao anay,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lanin’ny fahatezeranao izahay ary tonafan’ny fahaviniranao.
Malagasy Bible 1865
Fa lanin'ny fahatezeranao izahay, Ary raiki-tahotra noho ny fahaviniranao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lanin’ny fahatezeranao izahay ary raiki-tahotra noho ny fahaviniranao.
malagasy
Fa lanin'ny fahatezeranao izahay, Ary raiki-tahotra noho ny fahaviniranao.