Psalms 90:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny helokay dia nataonao teo anatrehanao ary ny fahotanay miafina dia nataonao teo amin’ny fahazavan’ny tavanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
apetrakao eo anoloanao ny helokay; ary eo amin’ny fahazavan’ny Tavanao, ny fahadisoanay takona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Napetrakao eo anatrehanao ny helokay; na ny fahotanay miafina aza dia hitanao mazava.
Malagasy Bible 1865
Ny helokay efa nataonao teo anatrehanao, Ary ny fahotanay miafina teo amin'ny fahazavan'ny tavanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny helokay dia nataonao teo anatrehanao ary ny fahotanay miafina dia nataonao teo amin’ny fahazavan’ny tavanao.
malagasy
Ny helokay efa nataonao teo anatrehanao, Ary ny fahotanay miafina teo amin'ny fahazavan'ny tavanao.