Psalms 90:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny andronay rehetra dia mandalo noho ny fahatezeranao; laninay toy ny eritreritra ny taonanay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Azon’ny hatezeranao, dia foana avokoa ny andronay rehetra, hitanay mihelina toy ny feo malemy, ny taonanay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho ny haviniranao dia lasana ny androm-piainanay, ka indray misento monja dia nifarana ny taonanay.
Malagasy Bible 1865
Fa ny androanay rehetra efa lasa amin'ny fahatezeranao; Efa laninay toy ny eritreritra ny taonanay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny andronay rehetra dia mandalo noho ny fahatezeranao; laninay toy ny eritreritra ny taonanay.
malagasy
Fa ny androanay rehetra efa lasa amin'ny fahatezeranao; Efa laninay toy ny eritreritra ny taonanay.