Psalms 91:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia tsy hisy loza hanjo anao, na aretin-dratsy hanakaiky ny tranolainao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fahoriana tsy hihatra aminao, tsy hisy loza hanakaiky izay lainao akory.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka tsy hisy loza hianjady aminao na antambo hanakaiky ny tranonao.
Malagasy Bible 1865
Dia tsy hisy loza hanjo anao, Na aretina hanakaiky ny lainao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia tsy hisy loza hanjo anao, na aretin-dratsy hanakaiky ny tranolainao.
malagasy
Dia tsy hisy loza hanjo anao, Na aretina hanakaiky ny lainao.