Psalms 91:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Izy handidy ny anjeliny ny aminao mba hiaro anao eny amin’izay rehetra alehanao;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa Izy handidy ireo Anjeliny, ny aminao, mba hiambina anao amin’izay alehanao rehetra:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny Tompo handidy ny anjeliny hiahy anao mba hiaro anao na aiza na aiza alehanao;
Malagasy Bible 1865
Fa Izy handidy ny anjeliny ny aminao Mba hiaro anao eny amin'izay rehetra halehanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Izy handidy ny anjeliny ny aminao mba hiaro anao eny amin’izay rehetra alehanao;
malagasy
Fa Izy handidy ny anjeliny ny aminao Mba hiaro anao eny amin'izay rehetra halehanao.