Psalms 91:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny an-tanany no hitondran’ireo anao, fandrao ho tafintohina amin’ny vato ny tongotrao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka hivimbina anao eny an-tanany ireo, fandrao tafintohina amin’ny vato ny tongotrao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
hoentin’ireo eny an-tanany ianao mba tsy ho tafintohina amin’ny vato ny tongotrao.
Malagasy Bible 1865
Eny an-tànany no hitondran'ireo anao, Fandrao ho tafintohina amin'ny vato ny tongotrao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny an-tanany no hitondran’ireo anao, fandrao ho tafintohina amin’ny vato ny tongotrao.
malagasy
Eny an-tànany no hitondran'ireo anao, Fandrao ho tafintohina amin'ny vato ny tongotrao.