Psalms 91:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny liona masiaka sy ny vipera dia hodiavinao, ny liona tanora sy ny menarana dia hohitsakitsahinao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hanitsakitsaka ny liona sy ny aspìka ianao, hanosihosy ny liona tanora mbamin’ny dragona ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hodiavinao ny liona sy ny menarana hohitsahinao ny tigra sy ny dragona.
Malagasy Bible 1865
Ny liona masiaka sy ny vipera hodiavinao; Ny liona tanora sy ny menarana no hohitsahinao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny liona masiaka sy ny vipera dia hodiavinao, ny liona tanora sy ny menarana dia hohitsakitsahinao.
malagasy
Ny liona masiaka sy ny vipera hodiavinao; Ny liona tanora sy ny menarana no hohitsahinao.