Psalms 91:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izaho dia hilaza an’NY TOMPO hoe: Fialofako sy manda fiarovana ho ahy Izy, Andriamanitro izay itokiako!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy aho amin’i Iaveh: «Ianao no trano mimandako sy fialofako, Andriamanitro izay itokiako.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka tokony hiteny amin’ny TOMPO izy hoe: «Ianao no manda fiarovana ho ahy; Ianao no Andriamanitro ka itokiako.»
Malagasy Bible 1865
Izaho hilaza an'i Jehovah hoe: Fialofako sy batery fiarovana ho ahy Izy Ary Andriamanitro, Izay hitokiako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izaho dia hilaza an’NY TOMPO hoe: Fialofako sy manda fiarovana ho ahy Izy, Andriamanitro izay itokiako!
malagasy
Izaho hilaza an'i Jehovah hoe: Fialofako sy batery fiarovana ho ahy Izy Ary Andriamanitro, Izay hitokiako.