Psalms 91:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Izy no hanafaka anao amin’ny fandriky ny mpihaza sy ny areti-mandoza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa Izy no manafaka anao amin’ny fandriky ny mpihaza, sy ny pesta mandoza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Ny Tompo mihitsy no hanafaka anao amin’ny fandrika mivelatra sy areti-mandringana.
Malagasy Bible 1865
Fa Izy no hanafaka anao amin'ny fandriky ny mpihaza sy ny areti-mandoza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Izy no hanafaka anao amin’ny fandriky ny mpihaza sy ny areti-mandoza.
malagasy
Fa Izy no hanafaka anao amin'ny fandriky ny mpihaza sy ny areti-mandoza.