Psalms 91:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny volon’elany no hanaronany anao ary ao ambanin’ny elany no hialofanao; Ho ampinga kely sy ampinga lehibe ny fahamarinany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hanarona anao amin’ny elany Izy, ary hahita fialofana ao ambany volon’elany, ianao. Ampinga sy fiarovan-tratra ny fahamarinany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Harovany amin’ny elany ianao; eo ambany elany no hialofanao tahaka ny zanak’akoho eo ambany ela-dreniny. Ny fahamarinany no ampinga fiarovana,
Malagasy Bible 1865
Ny volon'elany no anaronany anao, Ary ao ambanin'ny elany no hialofanao; Ho ampinga kely sy ampinga lehibe ny fahamarinany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny volon’elany no hanaronany anao ary ao ambanin’ny elany no hialofanao; Ho ampinga kely sy ampinga lehibe ny fahamarinany.
malagasy
Ny volon'elany no anaronany anao, Ary ao ambanin'ny elany no hialofanao; Ho ampinga kely sy ampinga lehibe ny fahamarinany.