Psalms 91:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy hatahotra ny horohoro nony alina ianao, na ny zana-tsipìka manidina nony andro,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy misy hatahoranao, na ny fampitahorana amin’ny alina, na ny zana-tsipìka manidina amin’ny antoandro,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka tsy misy zavatra atahoranao akory: na ny loza mampihorohoro amin’ny alina, na ny zana-tsipîka manidina amin’ny antoandro,
Malagasy Bible 1865
Tsy hatahotra ny horohoro nony alina ianao, Na ny zana-tsipìka manidina nony andro,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy hatahotra ny horohoro nony alina ianao, na ny zana-tsipìka manidina nony andro,
malagasy
Tsy hatahotra ny horohoro nony alina ianao, Na ny zana-tsipìka manidina nony andro,