Psalms 91:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
na ny areti-mandringana mandeha amin’ny maizina, na ny fandringanana mandripaka amin’ny mitataovovonana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
na ny pesta misoko anatin’ny haizina, na ny areti-mifindra, mandripaka amin’ny mitatao vovonana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
na ny areti-mandringana misoko amin’ny haizina, na ny voina mandripaka amin’ny mitataovovonana.
Malagasy Bible 1865
Na ny areti-mandringana mandeha amin'ny maizina, Na ny fandringanana mandripaka amin'ny mitataovovonana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
na ny areti-mandringana mandeha amin’ny maizina, na ny fandringanana mandripaka amin’ny mitataovovonana.
malagasy
Na ny areti-mandringana mandeha amin'ny maizina, Na ny fandringanana mandripaka amin'ny mitataovovonana.